|
|
|
|

Teny iditra 1  atoavina
Fototeny  2 atoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hiraina, deraina (filaza amin' ny mpanjaka na ny sampy deraina amin' ny fanasinana azy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be sung to, to be celebrated, as the sovereign or the idols. [1.2]

Fivaditsoratra  10 anatoavy, atoavina, 11 iavotana, 12 itaovana, 13 voataina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19