|
|
|
|

Teny iditra1  atohana
Fototeny  2  tohana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao tohana: Ity vato ity atohana ny varavarana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny atohana io

Fivaditsoratra  10  ahantao, anataho, atohana, tahoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20