| Teny iditra | 1 atolaka |
| Fototeny | 2 tolaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory
9 Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! 10 Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 atakalo, atolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|