|
|
|
|

Teny iditra1  atôma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1][ataoma] Ny ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran' izay mafy, ka nampiasain' ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa
4  [1.13] singany farany izay kely indrindra tsy azo zaraina mpanorina ny raha iray
5  [1.62#156] 1. Ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenan-javatra izay mizara roa: ny tenany sy ny hery roa manodidina azy, dia ny netrôna sy ny prôtôna ka ampiasaina hanamboarana baomba atômika, hamokarana angovo atômika ahazoana elektrisite; potika farany bitika miorina ho kasinga simika, noheverina fa izy no farany izay kely indrindra tsy azo ho tresahina.
2. Ny atôma no mpiorina ho raha, noheveriny fa farany bitika indrindra, tsy azo saratsarahina, tsy mety hopotehina.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] atome
Voambolana  7  Simia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  aatom, amato, amota, ataom, atôma, maota, matoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21