| Teny iditra | 1 atomotra |
| Fototeny | 2 tomotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ampanakekezina: Atomory ahy ny jiro hijereko tsara itỳ sary itỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 à rapprocher de
[1.3#721] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|