Teny iditra | atongalika (tongalika (lohalika)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aforitra (ohatra ny lohalika) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à courber comme en formant les anneaux d’une chaîne, à fléchir le genou [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atangolika, atongalika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |