|
|
|
|

Teny iditra 1  atonta
Fototeny  2 tonta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao printy: Boky vao natonta ity
9 Azera: Tandremo sao atontanao ireny lovia ireny
10 Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be pressed down on something; to be printed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on estampe [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe atonta

Fivaditsoratra  atonta, 14 tatano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19