Teny iditra | 1 atonta |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao printy: Boky vao natonta ity Azera: Tandremo sao atontanao ireny lovia ireny Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be pressed down on something; to be printed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on estampe |
Fototeny | 6 tonta |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 atonta, tatano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |