Teny iditra | atontona (tontona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny Adona amin-javatra: Atontona amin' ny voto ny lamba sasana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atontona io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |