|
|
|
|

Teny iditra 1  atopatopa
Fototeny  2 topatopa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahetsiketsika mankatsy mankaroa, avembenan' ny rano: Natopatopan' ny alon-drano ny lakanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be agitated (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on agite (se dit des liquides) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19