Teny iditra atopy (topy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atodika (maso)
Alefa hiantoraka, atsipy: Lefona no natopiny teny amin' ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu' on jette, ce qu' on lance sur [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atopy, atopiko, atopinao, atopiny, atopintsika, atopinay, atopinareo, atopin', atopin-, atopim-
Ny lasa : natopy, natopiko, natopinao, natopiny, natopintsika, natopinay, natopinareo, natopin', natopin-, natopim-
Ny hoavy : hatopy, hatopiko, hatopinao, hatopiny, hatopintsika, hatopinay, hatopinareo, hatopin', hatopin-, hatopim-
Filaza mandidy : atopazy, atopazo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20