|
|
|
|

Teny iditra 1  atoraka
Fototeny  2 toraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny vato na zavatra hala atsipy mba hahavoa: Itỳ ilay vato natorany ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be thrown at something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 ce qu'on lance [1.3#730]
11 qu'on lance [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe atoraka
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 akoatra, 15 atakaro, atoraka, 16 atrakao, 17 atraoka, 18 karatoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21