|
|
|
|

Teny iditra1  atovana (tovana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin' ny fototeny mba hanaovana matoantenin' ny iharana [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  8  atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31