|
|
|
|

Teny iditra 1  atriatry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin' ny hevitra an' ohatra, dia azo raisina hoe "Tsy ambony tsy ambany", nahatonga ilay fitenenana hoe "Atriatry ohatra ny traingon' alika" mitovy amin' ny hoe "Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 of medium size or age; moderate; neither the one nor the other; to be either too small or too large; in uncertainty between two measures. See salasala. [1.2]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe atriatry

Fivaditsoratra  atriatry, 6 ratiraty, 7 ritarita

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19