|
|
|
|

Teny iditra1  atrobaka
Fototeny  2 trobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manatrobaka, manatsatoka lalina amin' ny zava-maranitra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 atrobaka, 10 borataka, 11 korataba, 12 rako-bata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12