|
|
|
|

Teny iditra 1  atsahatra
Fototeny  2 tsahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ajanona, faranana tsy asiana tohiny intsony: Atsaharo izany fomba tsy mety fanaonao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be discontinued, to be stopped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 à cesser, à arrêter [1.3]
11 qu'on arrête, qu'on suspend [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19