|
|
|
|

Teny iditra 1  atsatoka
Fototeny  2 tsatoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina
9 Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok' i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny [1.1]

Fivaditsoratra  atsatoka, 10 atsotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19