Teny iditra atsidradraka (tsidradraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asandrahaka, atsangana, atao misandrahaka: Aza atsidradraka ohatra izao re ny tongotrao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsidradraka, atsidradrako, atsidradrakao, atsidradrany, atsidradratsika, atsidradrakay, atsidradrakareo, atsidradrak', atsidradra-
Ny lasa : natsidradraka, natsidradrako, natsidradrakao, natsidradrany, natsidradratsika, natsidradrakay, natsidradrakareo, natsidradrak', natsidradra-
Ny hoavy : hatsidradraka, hatsidradrako, hatsidradrakao, hatsidradrany, hatsidradratsika, hatsidradrakay, hatsidradrakareo, hatsidradrak', hatsidradra-
Filaza mandidy : atsidradraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05