|
|
|
|

Teny iditra 1  atsimbina
Fototeny  2 tsimbina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mitsimbina: Nahavory vola arivo izahay hatsimbina ireo mahantra eo amin' ny fokontany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce qui sert à soigner [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19