Teny iditra | atsindroka (tsindroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mitsindroka na maka zavatra, vato kely na voan-javatra, amin' ny vava (vavam-borona) [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atsindroka, tsiakondra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |