|
|
|
|

Teny iditra 1  atsingatotra
Fototeny  2 tsingatotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Apotraka ka miainga ny ilany vao mianjera; alavo ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony: Aza atsingatotrao ny seza sao tapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire replier, rétrécir [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19