|
|
|
|

Teny iditra 1  atsingoloka
Fototeny  2 tsingoloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atsimbadika ka ny loha no atao ambany, atotongana: Aza atsingoloka ny fitoeran-dranomainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be turned head down [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19