|
|
|
|

Teny iditra 1  atsinkafona
Fototeny  2 tsinkafona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e!
9 Zavatra tsy nisy nahalala na efa hadino ka atranga ho hitan' ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin' ny kabary nataony ny kileman' ilay maty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made to float [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait flotter sur l'eau [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19