|
|
|
|

Teny iditra 1  atsipalotra
Fototeny  2 tsipalotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (maso) Asaina mijery vetivety, miserana: Natsipalotro teny aminy ny masoko ka menatra tara-mena izy [1.1]
Tsipelina hafa  9 atsipaloka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22