|
|
|
|

Teny iditra 1  atsoboka
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto [1.1]
Ohatra  9  atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona. [2.472#]
10  Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#]

Fivaditsoratra  atsoboka, 11 botsoaka, 12 kotsabao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19