| Teny iditra | 1 atsofoka |
| Fototeny | 2 tsofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
9 Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao 10 Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe atsofoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|