|
|
|
|

Teny iditra 1  atsolotsolo
Fototeny  2 tsolotsolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atanina, atao akaikin' ny afo: Atsolotsoloy eo amin' ny afo iny akanjonao lena iny mba ho maina haingana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19