|
|
|
|

Teny iditra1  atsontsona
Fototeny  2  tsontsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  antsoantso, atsontsona, ontsaontsa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20