|
|
|
|

Teny iditra 1  avadika
Fototeny  2 vadika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara
9 atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona
10 aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka
11 iodinana: Navadiky ny sakaizany izy
12 afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be turned over
14 to be changed (of a conversation) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu’on retourne [1.3, 1.8]
16 qu’on trahit [1.3, 1.8]
17 qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire
18 qu’on transporte dans un autre tombeau [1.3]
19 dont on change le sujet (conversation) [1.8]
Ohatra  20  Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) [1.3#798]
21  Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. [2.117#118]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe avadika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19