|
|
|
|

Teny iditra 1  avalana
Fototeny  2 valana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany
9 Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika
10 Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21