|
|
|
|

Teny iditra 1  avangongo
Fototeny  2 vangongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atangorona miavoavo amin' ny toerana iray [1.1]
Ohatra  9  I Jean Paulhan aza nihevitra fa teny avangongo na atambatambatra fotsiny ny hainteny : manaiky izany ve ianao? [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19