Teny iditra avantana (vantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsy alefa mankatsy mankarỳ fa alefa mahitsy: Avantano ao amin' i Dada ny taratasiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avantana, avantako, avantanao, avantany, avantantsika, avantanay, avantanareo, avantan', avantan-, avantam-, avanta-
Ny lasa : navantana, navantako, navantanao, navantany, navantantsika, navantanay, navantanareo, navantan', navantan-, navantam-, navanta-
Ny hoavy : havantana, havantako, havantanao, havantany, havantantsika, havantanay, havantanareo, havantan', havantan-, havantam-, havanta-
Filaza mandidy : avantano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20