Teny iditra avezina (vezina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin' ny rivotra miankavia miankavanana ny zozoro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avezina, aveziko, avezinao, aveziny, avezintsika, avezinay, avezinareo, avezin', avezin-, avezim-, avezi-
Ny lasa : navezina, naveziko, navezinao, naveziny, navezintsika, navezinay, navezinareo, navezin', navezin-, navezim-, navezi-
Ny hoavy : havezina, haveziko, havezinao, haveziny, havezintsika, havezinay, havezinareo, havezin', havezin-, havezim-, havezi-
Filaza mandidy : avezeno

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05