|
|
|
|

Teny iditra 1  avily
Fototeny  2 vily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
9 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
10 Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
11 Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be turned aside from a road or from a direction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [1.8]

Fivaditsoratra  avily, 14 vilia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19