|
|
|
|

Teny iditra 1  avizaviza
Fototeny  2 vizaviza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mamizaviza, maniratsira, manebaka: Teny mata toy izany no navizavizany ahy [1.1]

Fivaditsoratra  9 avazivazy, avizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19