|
|
|
|

Teny iditra1  avoanjo
Fototeny  2  voanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ireo olona amponenina amin' ny toerana iray hanamainty molaly ny tany, na ireo miaramila apetraka hiandry tany ao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  avoanjo, voajano, voaonja

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20