|
|
|
|

Teny iditra 1  avongika
Fototeny  2 vongika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vesarana enta-mavesatra: Aza avongikao ahy daholo ireto sobikafeno voasary ireto [1.1]

Fivaditsoratra  avongika, 9 vongiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19