|
|
|
|

Teny iditra 1  avonkina
Fototeny  2 vonkina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be contracted or clenched as a fist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on contracte, comme le poing [1.8]

Fivaditsoratra  11 avankony, avonkina, 12 voankina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19