Teny iditra avontirika (vontirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avandravandra be toa hivoaka ny taola-maso mihitsy (maso) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avontirika, avontiriko, avontirikao, avontiriny, avontiritsika, avontirikay, avontirikareo, avontirik', avontiri-
Ny lasa : navontirika, navontiriko, navontirikao, navontiriny, navontiritsika, navontirikay, navontirikareo, navontirik', navontiri-
Ny hoavy : havontirika, havontiriko, havontirikao, havontiriny, havontiritsika, havontirikay, havontirikareo, havontirik', havontiri-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05