|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  avotana
Fototeny  2 avotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao
9 Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe
10 Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be redeemed, to be ransomed [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on rançonne, qu'on rachète [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  avotana
Fototeny  14 avotra
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  20 to be plucked up, rooted up, or eradicated [1.2]

Fivaditsoratra  21 atavano, 22 atavona, 23 atovana, avotana, 24 vatoana, 25 voatana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19