| Teny iditra | 1 avotretrika |
| Fototeny | 2 votretrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ampifanongoavina, afatratra tsy misy kitotony: Avotretreho ao fotsiny aloha ireo boky ireo fa maika
[1.1] |
| Fivaditsoratra | avotretrika, 9 tera-kovitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|