Teny iditra aza
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy
Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin' ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany!
Enti-manohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An adverb of prohibition or deprecation, followed by a present tense. Do not, may it not, be not, as: aza mandeha, Do not go. [1.2]
 Don't; used with active and occasionally with passive verbs, but never with the imperative [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ne..., ne pas... ; se met devant les verbes actifs et quelquefois devant les verbes passifs, mais jamais devant les verbes impératifs [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra aza
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Aiza? [1.78]
Tovy hevitra akaza?

Teny iditra aza
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny miaraka mandrakariva amin' ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Even though, even [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Quoique, même, quand même [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20