| Teny iditra | 1 babababa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny
11 Fitarainana, menomenona [1.1] 12 antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a cry, a scream, an outcry. See nananana.
[1.2] 14 an outcry [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Cris, clameurs de regret, lamentation
[1.3] 16 clameurs, lamentations [1.8] |
| Voambolana | 17 Feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|