Teny iditra baba
Singan-teny babaka ; ra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy [ baba ra ] Mandeha ra be, mitsonika ra, feno ra: Baba ra ny oron' ny zaza voadonan' ny sisin-databatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ baba ra ] Bleeding profusely [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Saignant abondamment, se dit des blessures [1.3]
 [ baba ra ] Qui saigne abondamment [1.8]
Ohatra Babarà ny fo, mafy ny fitsapana. [2.356]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19