| Teny iditra (1/2) | 1 bada |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Antambahoaka] tsy miteraka
[1.78] 8 [Betsimisaraka] tsentsina, mihidy [1.78] 9 [Sihanaka] tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [1.78] 10 Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany 11 Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [1.1] 12 toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué
[1.3] 15 stérile [1.13] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe bada |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 bada |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 [Antesaka] fandrarana, fisakanana
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 [Antesaka] empêchement, défense
[1.82] |
| Fivaditsoratra | 22 Abdà, bada, 23 daba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|