|
|
|
|

Teny iditra 1  badenina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja
5 Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 dizzy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui est ébloui, qui a des vertiges [1.3]
Tovy hevitra  8 badena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22