Teny iditra | 1 badrahodra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vaventy kidaladala, sy mitahontahona; mohamohaka tsy mahavita zavatra firy; mibonabonaka sady mivozavoza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] plump yet awkward, clumsy, clownish, inelegant, dull, heavy looking. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |