|
|
|
|

Teny iditra 1  baikobaiko
Fototeny  2 baiko
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  5 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra  6  Fa ny manampy trotraka indray dia ireo valala be mandry tia baikobaiko, nefa tsy mahalala izay fanononana marina akory, ka tonga teny elanelany, tsy vazaha tsy gasy, no ataony. [2.285#9]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19