|
|
|
|

Teny iditra1  bainga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a clod of earth. See bonga [1.2]
5  a clod of earth turned over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  motte de terre [1.3, 1.8]
Ohatra  7  Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy [2.472]
Mpanahaka  8  1.1^^=Vaingan-tany=bongan-tany=tomba-tany
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  bainga, bangai

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20