Teny iditra | 1 bainga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a clod of earth. See bonga [1.2] 5 a clod of earth turned over [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 motte de terre [1.3, 1.8] |
Ohatra |
7 Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy [2.472] |
Mpanahaka | 8 Vaingan-tany, bongan-tany, tomba-tany |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 bainga, bangai |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |